Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy...

35
Tantara ny Aye-aye アイアイのおはなし JICA草の根技術協力事業「自然環境保全に関わる環境教育実践プログラム研修」成果品 制作:PBZT, YZP and MUE

Transcript of Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy...

Page 1: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara

Tantara ny Aye-ayeアイアイのおはなし

JICA草の根技術協力事業「自然環境保全に関わる環境教育実践プログラム研修」成果品制作:PBZT, YZP and MUE

Page 2: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara
Page 3: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara

マダガスカル語 日本語

1Anaty

ranomasim-be Indiana dia

misy

nosy iray, Madagasikara

no

anarany.Misary tongotra an-kavia izy io.

Misy biby atao hoe ”Aye-aye”

ao

Madagasikara.

1大きな海の中に、ひとつの島がありました。島の名前を、マダガスカルといいます。島は、どんな形かな?左の足のう

らに似ているね。マダガスカル島には、アイアイという動物がいるんだよ。

Page 4: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara
Page 5: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara

マダガスカル語 日本語

2

Ny Aye-aye dia biby hafahafa

sady tokana (unique).

Ny nifiny mitovy @ nifin’ny

bitro.

Ny sofiny mitovy @ civet.

Ny

rambony

mitovy

@ rambon’ny

bokiboky.

Dimy ny ratsan-tanany ka ny

fahatelo dia lavalava kokoa noho

ny hafa,

Ampiasainy mba hitadiavany

sakafo sy ihinanany, toy ny

sotro kely.

アイアイはとても不思議な動物な

んだよ。サルの仲間なのに、ちっ

ともサルには見えないんだ。

アイアイの歯は、ウサギみたい。

耳は、キツネみたい。

尻尾は、リスみたい。

指は5本あるけれど、3番目の中

指は他の指よりひょろ長い。

食べ物をさぐるときや、食べると

きに使うんだよ。

長い中指をスプーンみたいに使う

んだ。

Page 6: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara
Page 7: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara

マダガスカル語 日本語

3

Ny Aye-aye dia gidro nivoaka @

alina (mitady sakafo) fa matory

kosa @ atoandro.

アイアイは夜の間、食べるものを

探して動き回るんだ。昼間は寝て

いるんだよ。

Page 8: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara
Page 9: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara

マダガスカル語 日本語

4

Nisy Aye-aye manan-janaka atao

hoe “Ri”, mipetraka ao anaty

ala misy manga izireo.

Tian’i

Ri rankizy ny mivezivezy

ao anatin’io ala io.

マンゴーの森に、小さなアイアイ

がいました。名前はリー。

リーは元気いっぱい、今日も森の

中を走り回っています。

Page 10: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara
Page 11: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara

マダガスカル語 日本語

5

Mama miteny:

“Ri, tandremo ny mivoaka

ivelan’ny ala fa maro ny

zavatra mampatahotra any.

Aza mandeha lavitra ianao sao

very”

お母さんは言いました。

「リー、森の外へ出ないように気

をつけなさい。怖いものがたく

さんあるんだから。迷子になっ

てしまうから、遠くに行っては

だめだよ。」

Page 12: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara
Page 13: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara

マダガスカル語 日本語

6

Indray andro anefa raha natory

iny ny mamany dia lasa i

Ri

nivoaka ny ala irery.

ある日、お母さんが寝ているとき

に、リーは一人で森を抜け出しま

した。

Page 14: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara
Page 15: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara

マダガスカル語 日本語

7

Variana

sady

lasa

eritreritra

i

Ri

“manao

ahoana

re ‘zany mivoaka

ity

ala ity

izany

e, mety

ho

tsara

an?”

tena

te

hafantatra

izy.

リーは考えました。

「この森の外はどうなっているの

かなあ?きっとすてきなんだろ

うな!すごく知りたいな!」

Page 16: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara
Page 17: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara

マダガスカル語 日本語

8

Rehefa nandeha elaela izy dia

tonga tao @ Tanana iray.

Gaga izy

“oaa! Mahafinaritra an!

Inona iry? Aiza izao izay

zavatra mampatahotra eo?”

リーはどんどん先へ進んでいきま

した。すると、村が見えてきて、

リーはびっくり!

「うわー!おもしろそう!

あれは何?怖いものって、

どこにあるの?」

Page 18: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara
Page 19: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara

マダガスカル語 日本語

9

Nandroso

izy, dia

nahita

trano,

nahita

zavatra

mihetsika

sady

misy

feo.

Gaga izy!

“Inona ireo?”

ny olombelona ireo rankizy.

村に近づいていくと、家が見まし

た。何か動き回るものが見えて声

もしました。

リーは驚きました。

「あれは、いったい何?」

それは人間の子どもでした。

Page 20: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara
Page 21: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara

マダガスカル語 日本語

10

“Manao ahoana!

Ri no anarako.

Afaka ho lasa namako ve

ianareo?”

10

「こんにちは!

私の名前はリーです。

私の友達に、なってくれる?」

Page 22: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara
Page 23: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara

マダガスカル語 日本語

11

Tsy nifankahazo anefa ny

resak’i Ri sy ny olombelona,

ka nitoraka sy namono azy ny

olombelona satria tsy

mahafantatra.

“Fa maninona?

Tsy mahafantatra angamba?”

Lasa Ri nandositra, nikiakiaka

sady nitomany.

11

リーの言葉は人間には通じません

でした。人間たちは、よくわから

ず、この不思議な動物を、こわい

生きものかもしれないと思いまし

た。そして、石を投げて殺そうと

したのです。

「どうして?どうして分かってく

れないの?」

リーは逃げ出し、泣きながら走り

ました。

Page 24: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara
Page 25: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara

マダガスカル語 日本語

12

Naheno izany ny maman’i Ri dia

taitra mafy t@ torimasony.

Tsy nahita an’I Ri izy.

Nijerijery ny manodidina.

Lasa aiza ary Ri?

12

その声が遠くから聞こえたリーの

お母さんは、飛び起きました。

リーは見当たりません。

あたりを見回しました。

リーはどこへ行ってしまったの?

Page 26: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara
Page 27: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara

マダガスカル語 日本語

13

Raha mbola teo ampitadiavana

an’i Ri ny reniny no naheno ny

antsoantsony hoe:

“vonjeo aho mama!”

13

リーのお母さんに、こんどははっ

きりと声が聞こえました。

「助けてー!

助けてーおかあさーん!」

Page 28: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara
Page 29: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara

マダガスカル語 日本語

14

Namonjy lay toerana

nihavian’ilay feo izy dia

taitra sady gaga nahita an’i Ri

ao an-tananan’ny olona.

“Inona re no ataoko e?”

14

リーを助けようと、お母さんは声

がする方に走りました。そして、

リーが人間の村にいるのを見つけ

たのです。

「ああ、どうしましょう?」

Page 30: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara
Page 31: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara

マダガスカル語 日本語

15

Nihazakazaka izy naka an’i Ri

sady nitondra azy nandositra.

Gaga ny olona!

15

おかあさんは、走っていき、リー

を抱き上げると、そのまますごい

速さで木を伝って逃げていきまし

た。

人間たちはびっくりして、それを

見送りました。

Page 32: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara
Page 33: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara

マダガスカル語 日本語

16

Nony tafiditra ny ala fonenany

izy ireo dia niresaka:

I Ri

niteny

hoe:

“saika

maty

aho

mama”

Namaly ny mamany:

“izaho efa niteny taminao fa

mampatahotra ny toerana

ivelan’ny ala ho antsika

biby”

16

ふたりは、すみかの森に帰り着き

ました。

リーは言いました。

「お母さん、死にそうになっちゃ

ったよ」

お母さんは答えました。

「リー、いったでしょう。私たち

動物にとって、森の外は恐ろし

いところなんだよ。」

Page 34: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara
Page 35: Tantara ny Aye-aye rankizy dia biby hafahafa, saingy mahafinaritra no tsara fanahy. Tsy mahita azy ianareo raha tsy any Madagasikara. Isika rankizy dia tokony hanaraka foana tsara

マダガスカル語 日本語

17

“Aza manahy intsony efa eto Neny”,

sady notolorany manga Ri.

“Mifona aho neny fa tsy hamerina

izany intsony a”

Lasa zanaka hendry Ri, Mankatoa ray

aman-dreny.

Falifaly izireo.

Ny

Aye-aye rankizy

dia

biby

hafahafa, saingy

mahafinaritra

no

tsara

fanahy.

Tsy mahita azy ianareo raha tsy any

Madagasikara.

Isika rankizy dia tokony hanaraka

foana tsara ny tenin’ny Ray aman-

drReny.

17

「お母さんがそばにいるよ。もう、安

心しなさい」

すると、リーはお母さんにもらったマ

ンゴーをほおばりながらいいました。

「ごめんなさい、おかあさん。もう、

こんなことしないよ」

リーはお母さんの言うことを聞くよい

子になりました。そして、2人は幸せ

に暮らしました。

アイアイは、とても不思議な動物。

とっても、面白くて、やさしい動物な

んだ。マダガスカルに行かないと、見

ることはできないよ。

みんなも、お父さん、お母さんのいう

ことを、よく聞いてくださいね。