IREO NAMANA MANERANA IZAO TONTOLO IZAO Bárbara no … · 10/10/2014  · Chili dia tena tonga...

1
74 Liahona HO AN’NY ANKIZY Avy amin’ny fanadihadiana nataon’i Amie Jane Leavitt M onina ao Chili i Bárbara, izay firenena any amin’ny morontsiraka andre- fan’i Amerika Atsimo. Lavalava sy kely velarana ary manana endrika lamba kely lavalava izany. Migaingaina sy maina ny faritra sasany (toy ny Tany Foanan’i Atacama), ary ma- fana be sy mando ny sasany (toy ny Île de Pâques). Mipe- traka ao amin’ny renivohitr’i Chili ao Santiago izy. ◼ Mipetraka any Utah, Etazonia ny mpanoratra. Bárbara no Anarako, IREO NAMANA MANERANA IZAO TONTOLO IZAO ANKAVANANA: SARINA KITAPO NATAON’I THOMAS S. CHILD VONONA NY HANDEHA! Feno ny sasany amin’ireo zavatra tena tiany ny kitapon’i Bárbara. Inona amin’ireo zavatra ireo no hampidirinao ao anatin’ny kitaponao? TE HAHITA NY TEMPOLY AHO Ny tempolin’i Santiago Chili no tempoly voalohany natsangana tao amin’ny firenena miteny Espaniôla. Notokanana tamin’ny 15 Septambra 1983 izany. Io no tempoly faharoa natsangana taty Amerika Atsimo. Sivy taona aho ary manana zandrilahy roa. Miezaka ny ho zokivavy tsara aho ary manampy amin’ny fikarakarana azy ireo sy miara-milalao amin’izy ireo. Tia mikarakara ankizy aho. Te ho lasa mpampianatra aho rehefa lehibe. Manana sakafo manokana fanao rehefa Krismasy izahay—voatabiha voase- sika trondro lamàtra. Aty Chili dia tena tonga amin’ny misasakalin’ny andro alo- han’ny Krismasy mihitsy i Dadabe Noely. Miaritra tsy matory mihitsy aza izahay mandra-pahatongany! Mandritra ny faran’ny herinandro dia tia mihanika sy mitondra quad eny amin’ireo tendrombohitra eo akaikin’ny tranonay ny fiana- kaviako. Tia mankany amoron- dranomasina koa izahay. ¡Hola, amigos! * avy any Izaho no hany mpikamban’ny Fiangonana ao amin’ny kilasiko any an-tsekoly. Izany dia manome ahy fahafahana hiresaka amin’ireo namako mikasika an’i Jesoa Kristy sy ny Bokin’i Môrmôna. Indray andro dia nangataka ahy ny namako akaiky indrindra mba hampianatra azy ny fomba fivavahana. Dia nataoko izany. Dia niara-nivavaka izahay tamin’ny sakafo atoandro tany am-pianarana. Feno valo taona aho tamin’ny 2013 ary na- tao batisa sy nametrahan’ny raiko tanana mba horaisina ho mpikambana. Feno fientanentanana tokoa aho! Traikefa miavaka izay hotsaroako mandraka- riva izany. Mankalaza andro tsy fiasana mahafinaritra izahay eto Chili. Andron’ny Fahaleovan- tena ny 18 Septambra ary Andron’ny Tafika ny 19 Septambra. Mandritra ireo andro roa ireo dia manao ny dihim- pirenenay izahay, izay antsoina hoe “La Cueca” ary mihinana chausson matsiro misy hena antsoina hoe empanadas. Chili Aho * “Manahoana ry namako!” amin’ny teny Espaniôla

Transcript of IREO NAMANA MANERANA IZAO TONTOLO IZAO Bárbara no … · 10/10/2014  · Chili dia tena tonga...

Page 1: IREO NAMANA MANERANA IZAO TONTOLO IZAO Bárbara no … · 10/10/2014  · Chili dia tena tonga amin’ny misasakalin’ny andro alo-han’ny Krismasy mihitsy i Dadabe Noely. Miaritra

74 L i a h o n a

HO A

N’N

Y AN

KIZY

Avy amin’ny fanadihadiana nataon’i Amie Jane Leavitt

Monina ao Chili i Bárbara, izay firenena any

amin’ny morontsiraka andre-fan’i Amerika Atsimo. Lavalava sy kely velarana ary manana endrika lamba kely lavalava izany. Migaingaina sy maina ny faritra sasany (toy ny Tany Foanan’i Atacama), ary ma-fana be sy mando ny sasany (toy ny Île de Pâques). Mipe-traka ao amin’ny renivohitr’i Chili ao Santiago izy. ◼Mipetraka any Utah, Etazonia ny mpanoratra.

Bárbara no Anarako, I R E O N A M A N A M A N E R A N A I Z A O T O N T O L O I Z A O

ANKA

VANA

NA: S

ARIN

A KI

TAPO

NAT

AON’

I THO

MAS

 S. C

HILD

VONONA NY HANDEHA!Feno ny sasany amin’ireo zavatra tena tiany ny kitapon’i Bárbara. Inona amin’ireo zavatra ireo no hampidirinao ao anatin’ny kitaponao?

TE HAHITA NY TEMPOLY AHONy tempolin’i Santiago Chili no tempoly voalohany natsangana tao amin’ny firenena miteny Espaniôla. Notokanana tamin’ny 15 Septambra 1983 izany. Io no tempoly faharoa natsangana taty Amerika Atsimo.

Sivy taona aho ary manana zandrilahy roa. Miezaka ny ho zokivavy tsara aho ary manampy amin’ny fikarakarana azy ireo sy miara- milalao amin’izy ireo. Tia mikarakara ankizy aho. Te ho lasa mpampianatra aho rehefa lehibe. Manana sakafo manokana

fanao rehefa Krismasy izahay—voatabiha voase-sika trondro lamàtra. Aty Chili dia tena tonga amin’ny misasakalin’ny andro alo-han’ny Krismasy mihitsy i Dadabe Noely. Miaritra tsy matory mihitsy aza izahay mandra- pahatongany!

Mandritra ny faran’ny herinandro dia tia mihanika sy mitondra quad

eny amin’ireo tendrombohitra eo akaikin’ny tranonay ny fiana-

kaviako. Tia mankany amoron- dranomasina koa izahay.

¡Hola, amigos!*

avy any

Izaho no hany mpikamban’ny Fiangonana ao amin’ny kilasiko any an- tsekoly. Izany dia manome ahy fahafahana hiresaka amin’ireo namako mikasika an’i Jesoa Kristy sy ny Bokin’i Môrmôna. Indray andro dia nangataka ahy ny namako akaiky indrindra mba hampianatra azy ny fomba fivavahana. Dia nataoko izany. Dia niara- nivavaka izahay tamin’ny sakafo atoandro tany am- pianarana.

Feno valo taona aho tamin’ny 2013 ary na-tao batisa sy nametrahan’ny raiko tanana

mba horaisina ho mpikambana. Feno fientanentanana tokoa aho! Traikefa

miavaka izay hotsaroako mandraka-riva izany.

Mankalaza andro tsy fiasana mahafinaritra izahay eto Chili. Andron’ny Fahaleovan-tena ny 18 Septambra ary Andron’ny Tafika ny 19 Septambra. Mandritra ireo andro roa ireo dia manao ny dihim- pirenenay izahay, izay antsoina hoe “La Cueca” ary mihinana chausson matsiro misy hena antsoina hoe empanadas.

Chili Aho* “Manahoana ry namako!”

amin’ny teny Espaniôla