Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra...

Post on 14-Dec-2015

222 views 0 download

Transcript of Vol. 1 Andro farany Hafatry ny AVY AMIN’I J ESOSY “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra...

Vol. 1Vol. 1

Andro faranyAndro faranyHafatry

ny

Hafatry

nyAVY AMIN’IAVY AMIN’I

JESOSYJESOSY“Sady mampianatra azy hitandrina izay

rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-

pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao.” (Mat. 28:20)

“Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho

momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo

izao.” (Mat. 28:20)

SABBATH MORNING EVANGELISMSABBATH MORNING EVANGELISM

RA ENY RA ENY AMIN’NY AMIN’NY VOLANAVOLANA

FAMANTARANA MAHAGAGA

“Ary nahita aho, rehefa novohan’ny Zanak’ondry ny anankiray tamin’ny tombokase fito, ary reko ny anankiray tamin’ny zava-manan’aina efatra…

Apokalypsy 6:1, 2

... tahaka ny fikotroky ny kotrokorana, nanao hoe: Avia. Ary hitako fa, indro, nisy soavaly fotsy, …

Apokalypsy 6:1, 2

… ary izay nitaingina azy dia nanana tsipìka; ary nomena satro-boninahitra izy; dia nivoaka izy ka naharesy sady mbola handresy.”

Apokalypsy 6:1, 2

Salamo 51:7

“…Sasao aho, dia ho fotsy mangatsakatsaka toy ny oram-panala.”

Kolosiana 1:23 “… tsy mety hafindra hiala amin’ny fanantenana avy amin’ny filazantsara, izay efa renareo sady notoriana eny ambanin’ny lanitra rehetra eny…”

“Ary rehefa novahany ny tombokase faharoa… dia nisy soavaly mena kosa nivoaka. …

Apokalypsy 6:3, 4

… Ary izay nitaingina azy dia navela hanaisotra ny fihavanana amin’ny tany, …

Apokalypsy 6:3, 4

… mba hifamonoan’ny olona; ary nomena sabatra lehibe izy.”

Apokalypsy 6:3, 4

“Koa satria ny fahadiovan’ny filazantsara izay naparitak’ilay mpitondra azy no nasehon’ny loko fotsin’ilay soavaly voalohany, ilay soavaly faharoa kosa indray izany dia maneho fa …

Bible Readings, p. 248

…efa nanomboka niditra tsikelikely ny fanimbana raha toa ka mitombina ilay fanehoana an-tsary. Marina tokoa fa zavatra toy izany no nandimby ny fiangonana apostolika.”

Bible Readings, p. 248

James Wharey Church History, Cent. 2, Sec.7.“Rehefa nifarana ny taonjato faharoa dia nanomboka nitafy ny fitafian’ny mpanompo sampy ny Kristiana…

…Efa namaka amin’izay ny ankamaroan’ireo voan’ny hadisoana izay nafafy ka nameno ny fiangonana, nanimba ny hatsarany, ary namasoka ny voninahiny.”

James Wharey Church History, Cent. 2, Sec.7.

“Fantatro fa rehefa lasa aho dia hisy ambodia masiaka hiditra eo aminareo izay tsy hiantra ny ondry.

Asa 20:29

“Ary avy aminareo no hiposahan’ny olona sasany mitory teny tsy mariana hitaona ny mpianatra hanaraka azy.”

Asa 20:29

“Fa miasa sahady ny zava-miafina, dia ny tsi-fankatoavan-dalàna…”

II Tesaloniana 2:7

“Teo anelanelan’ny vanim-potoana niainan’ireo apostoly sy ny fiovam-pon’i Constantine no niovan’ny endriky ny rafi-pitantanana niraisana teo amin’ny Kristiana…

Dr. W. D. Killen The Ancient Church, Pref., pp.15,16

… Nisoko mangina ny fanatanterahana ny fomba amam-panao sy ny fankalazana izay tsy mbola ren’i Paoly sy Petera mihitsy,...

Dr. W. D. Killen The Ancient Church, Pref., pp.15,16

...ary naniry hitovy tantana tamin’ireo rafitra avy any ambony.”

Dr. W. D. Killen The Ancient Church, Pref., pp.15,16

“ary rehefa novahany ny tombokase fahatelo… Ary hitako fa, indro nisy soavaly mainty, …

Apokalypsy 6:5, 6

…ary izay nitaingina azy nitondra mizàna teny an-tànany. Ary nahare aho, ka toa nisy feo teo afovoan’ny zava-manan’aina efatra nanao hoe,

Apokalypsy 6:5, 6

…‘Venty ny vary tritrika eran’ny fatam-bary, ary venty koa ny vary hordea intelon’ny fatam-bary; ary aza manimba ny diloilo na ny divay ianao.’”

Apokalypsy 6:5, 6

“Efa malaza ny Kristiana amin’izao fotoana izao, ary efa maro amin’ireo izay miraiki-po amin’izany no mitondra ny anarana fotsiny ihany, fa ny ao anatin’ny fo kosa dia...

James Wharey Church History, p. 54

James Wharey Church History, p. 54

... mbola jentilisa toy ny fiainany fahiny ihany. Tonga tahaka ny tondra-drano ao am-piangonana ankehitriny ny hadisoana sy ny fahasimbana.”

“Ny Fiangonana Katolika matanjaka dia mihoatra kely noho ilay Ampira Romana natao batisa...

A.C. Flick

Noho izany dia tsy mahagaga ny mahita fa maro ny fiovana nisy teo amin’ny Fiangonana nanomboka tamin’ny taonjato voalohany hatramin’ny taonjato fahefatra.”

A.C. Flick

“Tsy afaka nitombo tao anatin’ny sivilizasiona sy ny fiainana

A.C. FlickThe Rise of the Mediaeval Church, p. 148

maha-jentilisa teo anivon’ny Romana ny fiainana maha-Kristiana, raha tsy nolokoina sy naka tahaka ireo fomba amam-panao, ireo fankalazana, ary ireo fety fanao fahiny fony mbola maro ny andriamanitra nivavahana…

…Tsy vitan’ny hoe babon’ny fiainana maha-Kristiana Roma, fa dia babon-dRoma ihany koa ny fiainana maha-Kristiana.”

A.C. FlickThe Rise of the Mediaeval Church, p. 148

Phillip ShaffHistory of the Christian Church, Vol, 3, p. 93. “Ny fanaovana izay ahatonga ny firenena ho Kristiana dia nahatonga ny fiangonana ho lasa

jentilisa sy miaina araka izao tontolo izao kokoa… rano fotsiny ihany no nanaovana batisa ny vahoaka tao anatin’ny Fanjakana Romana...

…ary izany no nampiditra tsikelikely ny fomba amam-panao jentilisa ho ao amin’ny fitoerana masina, izay niseho tamin’ny anarana vaovao.”

Phillip ShaffHistory of the Christian Church, Vol, 3, p. 93.

Bible Readings, p. 248“Asehon’ilay ‘soavaly mainty’ mazava tsara ny hamaizinana ara-panahysy ny fahasimbana hita tao

amin’ny fiangonana nanomboka tamin’ny andron’i Constantine hatramin’ny fotoana nametrahana ny fahefana papaly tamin’ny taona 58.”

A.D. 323A.D. 323

A.D. 538A.D. 538

“Ary rehefa novahany ny tombo-kase fahefatra… Ary hitako fa nisy soavaly hatsatra…

Apokalypsy 6:7, 8

Ary ny anaran’izay nitaingina azy atao hoe Fahafatesana, ary ny Fiainan-tsi-hita nanaraka azy…

Ary ny anaran’izay nitaingina azy atao hoe Fahafatesana, ary ny Fiainan-tsi-hita nanaraka azy…

Apokalypsy 6:7, 8

… Ary nomena fahefana tamin’ny ampahefatry ny tany ireo hamono amin’ny sabatra sy ny mosary sy ny fahafatesana sy ny bibidia ety an-tany.”

… Ary nomena fahefana tamin’ny ampahefatry ny tany ireo hamono amin’ny sabatra sy ny mosary sy ny fahafatesana sy ny bibidia ety an-tany.”

Apokalypsy 6:7, 8

A.D. 538A.D. 538

A.D. 1517A.D. 1517

Apokalypsy 6:9

“Ary rehefa novahany ny tombo-kase fahadimy, dia hitako…

…teo ambanin’ny alitara ny fanahin’izay voavono noho ny tenin’Andriamanitra sy ny filazana izay nohazoniny.”

Apokalypsy 6:9

“Ary niantso tamin’ny feo mahery izy nanao hoe: Tompo masina sy marina ô, mandra-pahoviana no tsy hitsaranao sy hamalianao ny ranay amin’izay monina eny ambonin’ny tany?’”

Apokalypsy 6:10

“Ary raha tsy nohafohezina izany andro izany…”

Matio 24:22

A.D. 1517A.D. 1517

A.D. 1755A.D. 1755

Apokalypsy 6:12

“Ary nahita aho, rehefa novahany ny tombo-kase fahenina,

dia nisy horohorontany mafy…”

“Ilay horohorontany tany Lisbon izay nitranga tamin’ny 1 Novambra 1755 no horohorontany nisongadina indrindra teo amin’ny tantaran’ny tany.”

Nelson's New Looseleaf Encyclopedia

“Voina nahery vaika no nandrava ny ampahany lehibe tamin’ny tanàna. Olona 60.000 no maty tao anatin’ny 6 minitra monja….

Sir Charles LyellPrinciples of Geology, Vol. 2, pp. 147, 148

…Nisintona ny ranomasina ka nahamaina ny morontsiraka; rehefa izany dia niverina indray izy ary tafakatra hatrany amin’ny 15 metatra na maherin’izany, nihoatra noho ny nahazatra.”

Sir Charles LyellPrinciples of Geology, Vol. 2, pp. 147, 148

“Tsy hay lazaina ny tahotra, ny alahelo, ny antsoantso, ary ny fitomanian’ireo mponina mahantra; samy niantsoantso ny olon-drehetra...

A Ship captain said:

‘ Hanao ahoana izahay? Samy tsy maharo anay na ny rano na ny tany, ary...

A Ship captain said:

... toa manambana anay ho amin’ny faharavana tanteraka ny afo amin’izao fotoana izao!’... Naharitra herinandro iray manontolo ny firehetan’ny afo.”

A Ship captain said:

J. Nours The History and Philosophy of Earthquakes, p.334. “Ny fiantraikan’ilay horohorontany tamin’ny taona 1755 dia nipaka hatrany amin’ny velarana efatra tapitrisa kilaometatra tora-droa...

... tamin’ny velaran’ny tany... ary tsy mbola nisy nihoatra noho izany ara-tantara.”

J. Nours The History and Philosophy of Earthquakes, p.334.

Apokalypsy 6:12

“… ary tonga mainty tahaka ny lamba volon’osy fisaonana ny masoandro…”

Noah WebsterDictionary, ed. 1869

“Nisy Andro Maizina tamin’ny 19 May 1780, ka nahitana haizina niavaka tokoa nanerana an’i Nouvelle Angleterre tamin’io andro io...

Noah WebsterDictionary, ed. 1869

...Tsy fantatra ny antony marina nahatonga io tranga manokana io.”

“Ilay andro maizina tany Amerika Avaratra anio dia anisan’ireo tranga nahafinaritra niseho teo amin’ny zavaboary …

Hoy ilay manam-pahaizana malaza momba ny kintana

HerschelGage's History of Rowley, Massachusetts.

…izay mitana ny fahalianana hatrany, kanefa dia tsy hain’ny filôzôfia hazavaina.”

Hoy ilay manam-pahaizana malaza momba ny kintana

HerschelGage's History of Rowley, Massachusetts.

Ilay andro maizina

Apokalypsy 6:12“… ary

tonga tahaka ny rà avokoa ny volana.”

Milo BostwickStone's History of Beverly, Massachusetts“Niendrika toy ny rà ny volana izay fenomanana tamin’izay fotoana izay.Ny fahatairana

vokatr’izany sy ny resaka natao matetika momba izany no nahatonga azy nifantoka lalina tao an-tsaina.”

Apokalypsy 6:13

"Ary ny kintana tamin’ny lanitra dia niraraka tamin’ny tany, …

…toy ny aviavy manitsana ny voany manta, raha hozongozonin’ny rivotra mahery izy."

Apokalypsy 6:13

Charles A. Young, Manual of Astronomy, p. 469“Azo antoka fa anisan’ny filatsahana kintana niavaka indrindra ny an’ny ‘Leonids’ tamin’ny 12 Novambra 1833...

Charles A. Young, Manual of Astronomy, p. 469... Vinavinaina ho maherin’ny 2.000.000 isan’ora no nilatsaka nandritry ny adin’ny dimy na adin’ny enina.”

Encyclopedia Americana, under Article “Meteors”“Izany tranga natreha-maso nanerana an’i Amerika Avaratra izany… dia nanaitra fahalianana be...

Encyclopedia Americana, under Article “Meteors”Kintana manan-drambo analinaliny no nianjera... Nisy mpandinika sasany nampitaha ny isan’izy ireny...

... tamin’ny vaingan-dranomandry mirotsaka na tamin’ny piti-drano mitete ao amin’ny efitrano fandroana.”

Encyclopedia Americana, under Article “Meteors”

Elijah BurrittGeography of the Heavens, p. 157

“Ilay tranga nianjeran’ny kintana izay tena nanaitra indrindra (13 Nov., 1833)...

… dia naharakotra ny ampahany lehibe tamin’ny velaran’ny tany… naharakotra ny ampahan’ny lanitra iray manontolo, niaraka tamin’ny bolabolan’afo tsy hita isa.”

Elijah BurrittGeography of the Heavens, p. 157

Apokalypsy 6:14

“Dia lasa tahaka ny taratasy voahorona ny lanitra, ary ny tendrombohitra sy ny nosy rehetra dia nafindra niala tamin’ny fitoerany.”

Matio 24:29

“Ary raha vao afaka ny fahoriana amin’ireo andro ireo, ny masoandro dia hohamaizinina, …

…ary ny volana tsy hahazava; ary ny kintana hiraraka avy any an-danitra, ary ny herin’ny lanitra hohozongozonina.”

Matio 24:29

“Ary amin’izany andro izany dia hiseho eo amin’ny lanitra ny famantarana ny Zanak’olona, ka hitomany ny firenena rehatra ambonin’ny tany, …

Matio 24:29

…ary Hahita ny Zanak’olona avy amin-kery sy voninahitra lehibe eo amin’ny rahon’ny lanitra izy.”

Matio 24:29

Lioka 21:11

“… ary hisy zava-matahotra sy famantarana lehibe avy any an-danitra.”

Apokalypsy 6:15“Ary ny mpanjakan’ny tany sy ny lehibe mpifehy arivo sy ny lehilahy mahery, …

…mbamin’ny andevo rehetra sy ny tsy andevo rehetra dia niery tao amin’ny lavaka sy ny tao amin’ny vatolampy eny an-tendrombohitra.”

Apokalypsy 6:15

A.D. 1755 A.D. 1755

Fiverenan’i

Kristy

Fiverenan’i

Kristy

“Ary rehefa novahany ny tombo-kase fahafito, dia nangina tokony ho antsasaky ny ora ny tany an-danitra.”

“Ary rehefa novahany ny tombo-kase fahafito, dia nangina tokony ho antsasaky ny ora ny tany an-danitra.”

Apokalypsy 8:1

Matio 25:31“Ary raha tonga ny Zanak’olona amin’ny voninahiny, arahin’ny anjely rehetra, dia hipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianan’ny voninahiny Izy.”

“Ary raha tonga ny Zanak’olona amin’ny voninahiny, arahin’ny anjely rehetra, dia hipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianan’ny voninahiny Izy.”

Jeremia 8:20

“Lasa ny fararano, tapitra ny taom-piotazana, nefa tsy voavonjy isika.”