Post on 13-Nov-2020
7Lah 1010Toe-karena
HETRAPHONE
Hampitomboana ny tahan’ny fampidiran-ketraamin’ny alalan’ny finday
www.gvalosoa.com Sabotsy 1 febroary 2020
Fitaterana an’habakabaka
Feno sy zina ny taona 2019 hoan’ny Ravinala Airports
HJRA (urgences) :033 11 890 58 /
22 279 79
HOMI Soavinandriana :22 397 51
Hopitaly Befelatanana :22 223 84 / 22 6 N72 21
HopitalyLoterana Ambohibao :22 441 88 /22 485 17
Clinique des Soeurs Ankadifotsy :22 235 54
Ambulances municipales :22 200 40
Jirama: Telma : (22)3547 (n° vert) / Airtel :03 35 47 / Orange :
032 32 3547
Pompiers :Tél : 118/ 22 250 18/
22 225 66
Police : Hôtel Central de Police :
17 / 22 227 35 /22 357 09
1° Arrondissement Tsaralalàna : 22 280 54
2°Ambanidia : 22 309 463°Antaninandro : 22 291 30
4°Isotry : 22 280 515°Mahamasina :22 280 48
6°Ambohimanarina :22 225 52
7°67 Ha : 22 291 298°Analamahitsy : 22 493 25
Brigade criminelle : 22 216 78 /22 210 29 /
22 674 83 na 84
GIR : 22 227 35
PHARMACIES DE GARDE
25/01/20 hatramin’ny
02/02/2020
- NOUVELLE (Rue Inira
Gandhi Tsaralalana) 020
22 370 03
- SOANDRY (Behoririka
près Luxor) 020 22 228
37
- HANITRA (Ankorahotra)
020 22 312 81
- AMBODIVONA (Ambo-
divona) 034 07 228 98
- MAMY (67Ha Nord Est)
020 22 318 21
Mpiandryraharaha
Gazetim-baovao�miseho�intelo�
isan-kerinandroVidiny:�300�Ar
Adiresy:�lot�T�70�Ankadindratombo
TALEN’NY�FAMOAHANA�:Rahelisoa A.
034 79 07600
MPANAO�GAZETY
Politika:Isambilo: 033 24 783 65
Rajo: 033 80 022 53Andry Tsiavalona 032 07 744 55
Toe-karena�:Aly : 033 18 382 88
Kolontsaina:Aris: 034 17 460 53
Beharo : 032 02 557 89
Fanatanjahantena:Lita: 033 41 557 69
Mailaka:gvalosoa@yahoo.com
NATONTAN’NYMATEX�Imprimerie
Fametrahana 1010-02-2020Isan’ny natonta: 10 000
Tsy azo adika, na alain-tahaka, naantsaina ampahibemaso
raha tsy ahazoana alalana vita soratanana avy amin’ny
tompony
Ny tanin-janakazon’ny miaramila any Moramanga.
Ho fampitomboanany tahan’ny fampi-diran-ketra eto
amintsika, ampiasainaankehitriny ny antsoinahoe Hetraphone, fampidi-ran-ketra amin’ny ala-lan’ny finday. Azo atao nymandoa hetra amin’nyalalan’ny finday, amin’nyalalan’ny MVola, na Oran-ge Money, na Airtel Mo-ney. Izany hoe tsy milamandeha mamonjy ireny
sampan-draharaha misa-hana ny hetra ireny int-sony ny rehetra, fa amin’ny alalan’ny finday fotsinydia efa vita izany. Mbolany eto Antananarivo Reni-vohitra sy ny manodidinaihany anefa aloha no mi-sitraka io fomba fandoa-vam-bola io, fa mbolamiandry ny any amin'nyfaritra hafa. Tsy misy sa-rany, fa maimaimpoanany fandoavan-ketra amin'
Teny tondro Teny tondro (Ny Valosoa Vaovao)
BL = Bory Loha
BR = Bory Rambo
MIV = Mivadika
MIK = Mikorontana
Misy ny teny Malagasy ofisialy sy ny
tenim-paritra
Ohatra : Valy = Vady
N° 308
Mitsivalana- Gara - Ela
- Mahery (Miv)
- Tanimbary
- Aby- Bory
- Aina (Miv)
- Anatra
- Anio (Miv) -
Ha
Mitsangana- Gitara
- Bara (Miv) - No
- Reninay
- Ahy - TN
- Ambara
- Embona
- Ary - Aoriana
VVaall iinnyy TTeennyy TToonnddrroo ((00330077))
BEHAROA B D E F G H I J K
1
2
3
4
5
6
7
8
9
10
Mitsivalana
1. Kijeja - Vovoka (BL) 2. Vahoaka - Fisotro (Miv) 3. Lapan’nyMpanjaka - Sahala 4. Firinga (Miv) - Tsy manaiky (Miv) 5.Faran-teny - Aza tsaroana 6. Mandoro - Solfa 7. Bibilava (Miv)- Dadanay 8. Bika aman’endrika (Miv) - Aleha (Miv) 9. Kanto -Ao amin’ny Baiboly - Mpanoritra 10. Tsy marina (Miv) - Asa
Mitsangana
A. Biby manan’elatra - Reraka B. Tandindona - Trondro (Miv)D. Fananana izay dimbiasina - Nitsipaka (Miv) E. Diovina(Miv) F. Naoty - Arehitra G. Diky - Eo amin’ny vatana (Miv)H. Mpanondro manolotra I. Hasaina J. Isa omena - Hery sytanjaka K. Lavitra tsy hita maso - Tapaho
Mitsivalana
1. Fianaranao 2.Ilo - La 3. Soloanareo4. Tafa (Miv) - Ony 5. (G)ony - Manja6. As - Foara 7. Lay - Eso 8. Ankafi-zinao 9. Naot(y) - Ny - Iv 10. Avia(Miv) - Antsy
Mitsangana
A Fisa - Alàna B. Ilofosanay D. Nlaloa(Miv) - Voky (Miv) E. Fito (Miv) - (S)ataF. Ala- Feo (Miv) G. Ranomasina H. Ni-zorana (Miv) I. Nirina J. Siny (Miv) K. Fanoto (Miv) - Avy
Valiny Teny mifanaraka 0307
Mpanondro
Mamafa
Androany
Mandeha anyivelany
MidabokaAo an-damosi-
nay
Foto-tsakafo(Miv)
Atao sahala(Miv)
Mpanakanto
fahiny (Miv)
Fitaovana
fakana rano
Tsy tsaroany
(Miv)
Endrika (Miv)
Vorona
Repoblika
Seho
Tsofoka
Dada
Hery sy tanjaka
Tampisaka
TENY MIFANAPAKATENY MIFANAPAKA N° 308
Azo lazaina ho feno sy zina ny taona 2019 hoy ny tom-pon’andraikitra ao amin’ny Ravinala Airports. Tafakatraho 1 tapitrisa ny mpandeha voaisa ho an’ny seranam-piaramanidin’Ivato Antananarivo, raha 216000 kosaizany ho an’ny seranam-piaramanidina iraisam-pire-nen’i Nosy-Be. Ny taon-dasa iny koa dia nahazo nyamboara Routes Africa Awards 2019 ny orinasa Ravi-nala Airports, amboara izay azony noho ny haavo len-tan’ny haivarotra na marketing sy ny ezaka nataonyhampivoarana ny seranam-piaramanidina. Ireo kaom-paniam-pitaterana an’habakabaka ihany no nanao nyfitsarana, ka ny hatsaran’ny fomba fiasa no notsarainatamin’izany. Tao anatin’ny sokajin-tseranam-piara-manidina mahazaka mpandeha latsaky ny 4 tapitrisano nahazoan’ny seranam-piaramanidin’Ivato Antana-narivo ity amboara ity, nanoloana ny seranam-piara-manidin’i Soudan, Ouganda, Angola sy Cap Vert.Ankoatra izany, hisokatra tsy ho ela amin’ity taona2020 ity ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenenavaovao, mety mbola hampiakatra ny isan’ny mpan-deha izany, sy ny taham-pivoaran’ny sidina, izay 7%ny taona lasa teo.
AlyTafiditra ao anatin’ny la-haram-pahamehan’ny Ta-fika Malagasy ny hame-rina an’i Madagasikara hoNosy maitso. Izany indrin-dra no antom-pisian’nytoeram-pambolena zana-kazo ao amin’ny Orinasa
miaramila any Mora-manga, faritra AlaotraMangoro. Niorina tamin’ny volana aogositra 2019tao Sahafitahana ity toe-ram-pambolena zana-kazo ity, izay mamboly symikolokolo zanakazo ma-
ro ho volena mandritra nyfotoam-pambolenkazo.Ankoatra ny zanakazotsotra dia mikarakara za-nakazo sarobidy koa itytoerana ity. Ny Minisitry nyFiarovam-pirenena no vynahitana sy angady nana-nana nahavitana izaofoto-drafitrasa izao ary efanampiasaina ireo zana-kazo ireo, nandritra ny fa-nokafana ny fambolen-kazo tamin’ity taona ity, nyvolana janoary lasa teo.
Stefa
Fiarovana ny tontolo iainana
Manana tanin-janakazo ny miaramila any Moramanga
ny alalan'ny finday. Mana-mora tokoa ny fampidiran-ketra ny toy izao, iara-ha-mahalala fa manahi-rana sy mananosarotrany olona ihany ny fande-hanana handoa ny hetraamin’ny ivon-ketra izay,ka heverina fa hampaka-tra betsaka tokoa nytaham-pampidiran-ketraity Hetraphone ity.
Aly