Fanehoankevitra - Samihafa Alakamisy 28 janoary 2021 5 · 16 hours ago · Fanehoankevitra -...

Post on 28-Jan-2021

0 views 0 download

Transcript of Fanehoankevitra - Samihafa Alakamisy 28 janoary 2021 5 · 16 hours ago · Fanehoankevitra -...

  • 5Lah 1120Fanehoankevitra - Samihafawww.gvalosoa.com Alakamisy 28 janoary 2021

    "Ny vava iray ihany no ivoahan'ny fisaorana sy ny fanozonana. Ry rahalahiko,

    tsy mety raha misy izany."

    Jakoba 3:10

    Ny TeNy FiaiNaNa

    Mandeha ny fotoana, tsy tokony hiandry ho fatin’nyfahantrana ny maro

    Kelly Geant : hiandry inona moa izanyisika? lerraaa! Nandritra ny tetezamitadia notateriny faran’izay zokiny ny boisde rose! io no tena hita sy nivandravan-dra ankoatra ireo harena ambanin’nytany maro sy zava-tsarobidy! tsy na-nana soritrasa mazava Rajoelina nen-tina hampandroso antsika, fa takon-kenatra no nataony teto. Latsaka sypotika isika noho ny fandoroana sy fan-dravana nataony t@ fanonganampan-jakana nataony. Nandova toekarenanatanjaka anefa izy t@ fitondrana Ra-valomanana ankoatra ireo volabe azo-ny t@ fivarotana ny fananana toy ny AirForce one sy Soalala sy ny devise betao @ Banky Foibe. Nivoaka zéro ny fi-renena taorian’izany, soa fa teo Rajaonanarina.2018 indray dia efa mba niarina kely nyfirenena. Namela fotodrafitr’asa syéconomie teo ho eo ihany indray Rajaovao niala teo, nantenaina mba hanohyizany asa izany ndray Rajoelina satriakoa hoe mba mila fiovana sy fandro-soana be be kokoa. Inona ndray no na-taony hoy nareo? ankoatra ny bizinaizay efa nahazatra azy dia ny nikepokaireo devise fanomezana avy any ive-lany t@ alalan’ny covid19, sy nanon-drana ny harena rehetra misy hatranyndray no nimasoany. Majifa eto ndrayny volamena izay scandale handavoazy tanteraka. Toy ny mahazatra dia ta-konkenatra hatrany ndray no lazainy fafotodrafitrasa. Ny akamakama sy fiza-hozahoana sy tetidratsy saika handri-paka ny malagasy moa dia mazava be.Nanafarany fitaovam-piadiana mihitsymoa hanidiana ny vavantsika miana-kavy. Soa ihany aloha fa nisy nanent-sina ny rà very. Tsy tia ratsy Andria-manitra! Fanontaniana no hapetrako amintsikamianakavy, hiandry bizina iray vaovaoankoatra ny volamena mibanaka ha-taon’ny mpitondra sy ny forongony in-dray ve isika vao ho tonga saina? azahitako mosaviny amin’ny aferana dro-gue eto ndray isika mianakavy ary po-retiny @ basy aman-tafondro miarakaamin-dry alkaida sy ry mafia eto vaotena ho very eo. Mitsangàna ry mala-gasy , io na homena fihariankarena fa-ran’izay ambony aza tantaniny , na hototofana miliara de dollar eto aza ,amin’ny maha tsy misy solaitra azy sy

    amin’ny tsy fitiavan-tanindrazana aoanatiny , indrindra moa Antananarivodia halany , tsy hivoaka sary mandra-kizay izany fitondrana Rajoelina izany.Raha manorina zavatra eto izy dia ta-didio, fa efa injaton’ny totalin’ireo zava-bita ireo no efa any Dubai. Donko tsyazo hapetraka ela eo intsony io bandykely io fa tonga ny fotoana hanalanaazy, fa fanetriben’ny tany. Veleso ny vydieny mafana, sa te ho fatim-pahan-trana eto daholo? ho fatin’ny hanoha-nana, ho fatin’ny areti-mandringana,anao ny safidy fa tsy tokony hasiakorespect intsony raha izay Rajoelina, fi-loha “sans qualité”.

    Fetra niaina rakotoarivelo : nenla je-rena ty boay kely tsy dia misy solaitraizy lasa mpànakarena be, fa elà mbamanao ahoana? Aza vendrana ihanysodokan’ny kobaka am-bava Miami,building dia manafangaro ny réalité synofy2 sisa. Midina ihany ety ambonytany fa ho very ny ho avy ny tarana-ka…

    Pstelisah Fanjasoa : nga misy trafi-quent arovan'eto de misy enjehina, re-hefa samy trafiquent lety de mitovy.aza tokamaso tsy mahita ny ataon'nyrehetra mahiràta e!

    ericah ericah : fanjanahana no an-ton’io raha tsy fantatrao, tongava saina!

    nestor razafindrabe : mba manànahambompo isika malagasy e! aoka izayny fahajambana, aoka hitsinjo ny hoa-vintsika dia ny taranatsika isika miana-kavy. masina ny tanindrazana!

    Fanirintsoa Dominic rabeantoandro: aoka isika hifampivavaka kosa e !RAndre Ravalonay : aza atao ela .Joel Beolanosina Andriankoliambalo-vola : efa vonona anay !

    Fetra niaina rakotoarivelo : asainona mo ? Sa dia efa mitampina inonamaso ts mahita ty afera 73kg; ny fiai-nana lafo vidy, sa nareo miaina mibiznaotranaz dia tsy kwà fa le madinika Aleoho faty !! Tsia ts tombontsoa lisany vitsyan’isa zatra mangalatra no jerena fa nytombontsoan’ny vahoaka rehetra miha-mahantra sy miha-noana hatrany.

    VAlAnAretinA coronAVirus

    Mitaintaina ny maro noho ny vaovao tsy mazava

    Mitaintaina amin’izaony maro noho nytsy fisian’ny vao-

    vao mazava momba nyady amin’ny valanaretinacoronavirus. Ny mpiton-dra tsy manao aro vavasy orona, nefa ny saram-babem-bahoaka enjehinaraha tsy manao izany.Noho izany, hita sy tsapafa mitaintaina amin'nyzava-drehetra ny vahoakaamin'izao vanim-potoanaiainantsika izao, ankoatrynyfitadiavam-bola izay efamananosarotra ny besini-maro volana maromaroizay, dia nampitsanga-mi-toetra ny rehetra indrayny nandrenesana fa mi-akatra indray ny olonavoan'ny aretina covid19eto an-toerana, miampyny fandrenesana fa midi-tra amin'ny fihibohana an-diany fahatelo koa ny anyFrantsa ohatra. Ny eto

    an-toerana dia nahagagany rehetra ihany ny fahi-tana, fa vao natsahatra nyvaovao miara-manonjaisaky ny atoandro mombany covid19, RNM- TVM,sy tsy miankina samihafaary efa navadika sabotsyfotsiny ihany sisa, dia vaomainka manahirana, fatoa zara raha heno nyvaovao, sady ilay Rama-toa Profesora izay efa no-mena mari-pankasitraha-na dia efa nafindra toe-rana rahateo any amin'nyO.N.N. Tsy fantatra ma-zava izay tena solony. Mi-soko miadana ilay aretinaraha ny fahitana azy, nylalàna ifampifehezana koanaverina toy ny teo alohaindray, ny toeram-pitsa-boana sy ny fanaovana fi-tiliana toy ny eny Andoha-tapenaka ohatra, dia ma-nao ny asany indray, tsyhandoavam-bola hono,

    nefa rehefa atao indraymijery dia lasan-ko va-vany fotsiny ihany izany,fa dia mivoaka ny volaraha vao marary na ahi-tana tsimokaretina. Anki-lany, lasa sazy be ihanykoa, sazy tsy ampy fihe-verana no miandry ireoizay tratra tsy manao arovava sy orona, satria fa-nadiovana lakan-drano syWC ary ny manodidinaireo toeram-pivoahana nomiandry izay tsy manaoazy io, ary asa fambolen-kazo hono atsy ho atsy,izay mety ho azo leferinaihany raha ity farany, nefamba aiza koa izay ranoazo antoka, madio, tsy ta-patapaka, mba azo hisa-sana rehefa avy manaoireo asa maloto manara-penitra ireo. Tena fiton-drana manaotao foana nomisy,…

    Beharo

    Ho an'ireo mpitarika foi-bem-piangonana sy ireoambaratongam-piton-drana rehetra amin'izy ire-ny, ary koa ireo sampana;ho an'ireo Ong sy fikam-banana isan-karazany, hoan'ireo vondrom-bahoa-kam-paritra, sns... hoy nytenin' Andriamanitra: "azamanimba ny tany na nyranomasina na ny hazoianareo, mandra-panisi-nay tombokase eo an-kandrin'ireo mpanompon'Andriamanitsika" (Apoka-lipsy 7:3 baiboly Diem).Arak’izany, manana adidy

    Paroasy Don Bosco Ankofafa Fianarantsoa

    Manofana amin’ny famokarana saribao ekôlôjika

    Santatry ny fampiofanana ho an'ny vondron'olona amin'ity 2021 ity, natao tao amin’ny ParoasyDon Bosco, Ankofafa, Fianarantsoa.

    sy raharaha tokoa isikarehetra, tsy ny mambolyhazo ihany, fa ny mitan-drina azy ireny, sy manaoary mampanao ny tsy ha-nimbana azy "... aza ma-nimba ny hazo".Misy ny tolo-kevitra ho fia-lana tsikelikely amin'ny fa-mokarana sy fampiasanasaribao hazo sy kitay, izayanisan'ny fototry ny faha-ringanan'ny ala eto Mada-gasikara, ny faharavan'nyfifandraisana eo amin'nyzava-boahary sy ny olom-belona, ka mahatezitra nyTompo. Noho izany, misy

    ny fiofanana mivantanaho an' ny vondron'olona,na aiza na aiza eto Mada-gasikara ho amin'ny:• fahaizana mamokatrasaribao ekolojika namaintso;• fahaizana mamokatraireo antsoina hoe " tuber-cule energie";• fahaizana manao ny"carbonification" an'ireofako, apombo lahy, taina"rabot"...Ny filan-kevitra dia amin’ny : 0341253781, 0334347688.

    Aly

    Fisamborana olona tsy nanao aro vava sy orona tetsy Andravoahangy.