Famohazana kundalini

Post on 21-Jun-2015

519 views 1 download

Transcript of Famohazana kundalini

FAMOHAZANA NY « KUNDALINI »(Eveil de la Kundalini)

AMIN’NY ALALAN’NY TEKNIKA SAHAJA YOGA

INONA NO ATAO HOE KUNDALINI ?

KUNDALINI« …Ny KUNDALINI dia ilay Renin-tsika ara-panahy. Isika dia zanany tokana. Niandry an-tsika tamim-paharetana izy mba hitondra antsika any amin’ny fanjakan’ny lanitra ary handrakotra antsika ilay tena Hafaliana ».

SHRI MATAJI NIRMALA DEVI

NY BIBILAVA NO MARIKA HAMANTARANA NY KUNDALINI (miodina @ tenany in-3 ½ no heviny @ sanskrit)

Ao amin’ny OS SACRUM no toerana misy azy

Ny OS SACRUM dia eo amin’ny fototry ny hazondamosina no misy azy. OS SACRUM : toeran’ny KUNDALINI izay matory mandra-pahatongan’ilay fotoana hamoahazana azy.

Os sacrum

KUNDALINI

SWADISTHAN

MOOLADHARA chakra

Tsy mifoha ny KUNDALINI raha

tsy amin’ny alalan’ny olona

TANTERAKA ary ny Mooladhara

chakra no miaro azy.

Azo atao tsara anefa, ny mamoha ny KUNDALINI amin’ny alalan’ny teknika izay nentin’i SHRI MATAJI NIRMALA DEVI.

Ny KUNDALINI

no ahafahantsi

ka mifandray amin’ilay

Andriamanitra an-

tampon’ny loha (Adi-

Atman).

ALOHAN’NY

FAHATANTERAHANA

Lasa (passé)

Izao

Ny fiainana an-davan’andro, ny lasa ary ny hoavy no mibahana

ao an-doha

Hoavy (avenir

)

REHEFA TANTERAKA

IZAO (Présent)

Miaina ny IZAO (présent)= miaina tsisy eritretritra

IZAO

Lasa Hoavy

Izao na anio

FAMPIHARANA

NY TEKNIKAFAMOHAZANA

NY KUNDALINI

1- Makà toerana mangina tsara, madio ary milamina.

2- Alaivo ny sarin’i Shri Mataji Nirmala Devi ary apetraho eo ambony latabatra.

3- Mandreheta labozia eo anoloan’ilay sarin’i Shri Mataji.

4- Makà toerana tsara (ambony seza na amin’ny tany) izay mampahazo aina anao ary esory ny kiraro.

5- Mifoha rivotra moramora amin’ny orona ary alefaso ao an-kibo. Tano segondra vitsivitsy ary avoahy moramora amin’ny orona ihany. Avereno in-3.

6- Araho ny lesona misy sary manaraka…

Ny tànana havia, ambony lohalika, mitodika any amin’ny sarin’i Shri Mataji ary ny tànana havanana kosa eo amin’ny fo.

In-3: Shri Mataji (Neny), Fanahy ve

Aho ?« Shri Mataji, suis-je l’Esprit ? »

Ny tànana havia, ambony lohalika, mitodika any amin’ny sarin’i Shri Mataji ary ny tànana havanana kosa eo ambonin’ny kibo

In-3: Shri Mataji (Neny), tompon’ny

tenako ve Aho ?« Shri Mataji, suis-je mon propre maître ? »

Ny tànana havia mitodika any amin’ny

sarin’i Shri Mataji ary ny tànana havanana kosa eo ambanin’ny kibo.

In-6: Shri Mataji (Neny), omeo ahy ny

fahalalana madio.« Shri Mataji, svp donnez-moi la

connaissance pure. »

Ny tànana havia mitodika any amin’ny sarin’i Shri Mataji ary ny tànana havanana kosa eo ambonin’ny kibo

In-10 : Shri Mataji (Neny), tompon’ny

tenako Aho?« Shri Mataji, Je suis mon propre maître ? »

Ny tànana havia mitodika any amin’ny sarin’i Shri Mataji ary ny tànana havanana kosa eo amin’ny fo.

In-12: Shri Mataji (Neny), Fanahy Aho.

« Shri Mataji, Je suis l’Esprit.»

Ny tànana havia mitodika any amin’ny sarin’i Shri Mataji ary ny tànana havanana kosa eo amin’ny hatoka havia.

In-16: Shri Mataji (Neny), tsy meloka na amin’inona

na amin’inona Aho.« Shri Mataji, Je ne suis pas coupable du tout.»

Ny tànana havia mitodika any amin’ny sarin’i Shri Mataji ary ny tànana havanana kosa eo amin’ny handrina.

Averina arak’izay itiavana azy (fa amin’ny fo): Shri

Mataji (Neny), Mamela ny hafa sy ny tenako Aho.

« Shri Mataji, Je pardonne à tout le monde ainsi qu’à moi-même. »

Ny tànana havia mitodika any amin’ny sarin’i Shri Mataji ary ny tànana havanana kosa eo amin’ny mokon-doha.

In-1: Andriamanitra Mahery ô, mamelà ny heloka vitako, na niniana natao izany na tsia.

« Ò Dieu Tout-Puissant, pardonnez moi leserreurs que j’ai pu commettre,consciemment ou inconsciemment. ».

Ny tànana havia mitodika any amin’ny sarin’i Shri Mataji ary ny tànana havanana kosa eo ambonin’ny lohamalemy. Aondina im-pito (7) ary manaraka ny famantaranandro

In-7: Shri Mataji, omeo Ahy ny

fahatanterahana.« Shri Mataji, donnez-moi la réalisation de soi, svp. »

NY FAMPIAKARANA NY KUNDALINI : in-3

NY FANAOVANA BANDHAN (protection vibratoire) : in-7